John 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny reniny tamin’ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Reniny tamin’ny mpanompo: «Ataovy izay rehetra holazainy aminareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny renin’i Jesoa tamin’ireo mpanompo: –Na inona na inona lazainy aminareo dia ataovy!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny reniny tamin'ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny reniny tamin’ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.
malagasy
Fa hoy ny reniny tamin'ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.