John 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy siny vato enina mahalany rano indroa na intelon’ny famarana avy, nipetraka teo ho fanadiovana, araka ny fanaon’ny Jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy siny vato enina teo, fidiovana araka ny fanaon’ny Jody, nahalany rano indroa na intelon’ny famarana avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy siny vato enina nipetraka teo, ho fidiovana araka ny fanaon’ny Jiosy. Samy nahalany zato litatra eo ho eo ny siny tsirairay avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy siny vato enina mahalany rano indroa na intelon'ny vata avy nipetraka teo ho fanadiovana araka ny fanaon'ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy siny vato enina mahalany rano indroa na intelon’ny famarana avy, nipetraka teo ho fanadiovana, araka ny fanaon’ny Jiosy*.
malagasy
Ary nisy siny vato enina mahalany rano indroa na intelon'ny vata avy nipetraka teo ho fanadiovana araka ny fanaon'ny Jiosy.