John 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin’ny molony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Jesoa tamin’izy ireo: «Fenoy rano ireo siny ireo.» Dia nofenoiny hatramin’ny molony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpanompo: –Fenoy rano ireto siny ireto. Dia nofenoiny hatramin’ny molony.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin'ny molony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin’ny molony.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin'ny molony.