John 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Tovozy amin’izao ka ento ho eo amin’ny mpandahatra ny fanasana. Dia noentiny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Tovozy amin’izao, ka ento amin’ny mpandahatra ny fanasana.» Dia nentiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny mpanompo: –Tovozy amin’izao ka ento any amin’ny mpandahatra ny fanasana. Dia nentin’ireo mpanompo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Tovozy amin'izao, ka ento ho eo amin'ny mpandahatra ny fanasana. Dia nentiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Tovozy amin’izao ka ento ho eo amin’ny mpandahatra ny fanasana. Dia noentiny izany.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Tovozy amin'izao, ka ento ho eo amin'ny mpandahatra ny fanasana. Dia nentiny.