John 20:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro dia nandeha vao maraina mbola maizimaizina hankany amin’ny fasana i Maria Magdalena ka nahita ny vato voaisotra tamin’ny fasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny andro voalohan’ny herinandro, dia lasa maraina koa mbola maizina nankany amin’ny fasana i Madelenina, ka nahita fa voaesotra tamin’ny fasana ny vato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro alahady, dia nandeha maraina be mbola maizimaizina i Maria Magdalena hankany amin’ny fasana, ka nahita ny vato efa voaesotra lavitry ny fasana.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro dia nandeha maraina koa mbola maizimaizina hankany amin'ny fasana Maria Magdalena ka nahita ny vato voaisotra tamin'ny fasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro dia nandeha vao maraina mbola maizimaizina hankany amin’ny fasana i Maria Magdalena ka nahita ny vato voaisotra tamin’ny fasana.
malagasy
Ary tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro dia nandeha maraina koa mbola maizimaizina hankany amin'ny fasana Maria Magdalena ka nahita ny vato voaisotra tamin'ny fasana.