John 20:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana i Maria; ary raha mbola nitomany izy dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Maria kosa nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana. Ary teo am-pitomaniana, dia niondrika nitsirika ny tao anaty fasana izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Maria kosa nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana. Ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika tao am-pasana,
Malagasy Bible 1865
Fa Maria nijanona nitomany teo ivelan'ny fasana; ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana i Maria; ary raha mbola nitomany izy dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana
malagasy
Fa Maria nijanona nitomany teo ivelan'ny fasana; ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana