John 20:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny iray dia teo an-doha tamin’ilay nandrian’ny fatin’i Jesosy ary ny iray dia teo an-tongotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nahita Anjely roa niakanjo fotsy, nipetraka tao amin’izay nipetrahan’ny vatan’i Jesoa, ny iray teo an-doha, ary ny iray teo an-tongotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nahita anjely roa niakanjo fotsy, nipetraka teo amin’izay nandrian’ny vatan’i Jesoa: ny iray teo an-doha, ary ny iray teo an-tongotra.
Malagasy Bible 1865
ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny anankiray teo an-doha tamin'ilay nandrian'ny fatin'i Jesosy, ary ny anankiray teo an-tongotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny iray dia teo an-doha tamin’ilay nandrian’ny fatin’i Jesosy ary ny iray dia teo an-tongotra.
malagasy
ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny anankiray teo an-doha tamin'ilay nandrian'ny fatin'i Jesosy, ary ny anankiray teo an-tongotra.