John 20:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireo taminy: Ravehivavy, nahoana ianao no mitomany? Dia hoy izy taminy: Satria nalain’olona ny Tompoko ka tsy fantatro izay nametrahany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy ireo taminy: «Ravehivavy, nahoana no mitomany ianao?» Ka hoy izy namaly ireo: «Satria nalain’olona ny Tompoko, ka tsy fantatro izay nametrahany Azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo anjely tamin’i Maria: –Nahoana ianao no mitomany? Ka novaliany hoe: –Nalain’olona ny Tompoko, ka tsy fantatro izay nametrahany Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo taminy: Ravehivavy, nahoana ianao no mitomany? Dia hoy izy taminy: Satria nalain'olona ny Tompoko, ka tsy fantatro izay nametrahany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireo taminy: Ravehivavy, nahoana ianao no mitomany? Dia hoy izy taminy: Satria nalain’olona ny Tompoko ka tsy fantatro izay nametrahany Azy.
malagasy
Ary hoy ireo taminy: Ravehivavy, nahoana ianao no mitomany? Dia hoy izy taminy: Satria nalain'olona ny Tompoko, ka tsy fantatro izay nametrahany Azy.