John 20:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany izy dia nitodika ka nahita an’i Jesosy nitsangana teo, nefa tsy fantany ho Jesosy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nilaza izany izy dia nitodika, ka nahita an’i Jesoa nitsangana teo, nefa tsy fantany hoe i Jesoa io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitodika i Maria nony avy nilaza izany, ka nahita an’i Jesoa nijoro teo, saingy tsy fantany hoe i Jesoa io.
Malagasy Bible 1865
Rehefa nilaza izany izy, dia nitodika ka nahita an'i Jesosy nitsangana teo, nefa tsy fantany ho Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany izy dia nitodika ka nahita an’i Jesosy nitsangana teo, nefa tsy fantany ho Jesosy Izy.
malagasy
Rehefa nilaza izany izy, dia nitodika ka nahita an'i Jesosy nitsangana teo, nefa tsy fantany ho Jesosy.