John 20:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Ry Maria! Dia nitodika izy ka niteny Taminy tamin’ny teny hebreo hoe Rabonỳ! Izany hoe: Mpampianatra ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Ry Maria!» Dia nitodika izy ka nanao taminy hoe: «Rabòny!» (izany hoe Mpampianatra).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Ry Maria! Dia nitodika ravehivavy ka niteny aramianina taminy hoe: –Rabonỳ (izany hoe Mpampianatra)!
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Ry Maria! Dia nitodika izy ka niteny taminy nanao teny Hebreo hoe: Rabôny! izany hoe: Mpampianatra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Ry Maria! Dia nitodika izy ka niteny Taminy tamin’ny teny hebreo hoe Rabonỳ! Izany hoe: Mpampianatra ô.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Ry Maria! Dia nitodika izy ka niteny taminy nanao teny Hebreo hoe: Rabôny! izany hoe: Mpampianatra ô.