John 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin’ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin’ny rahalahiko ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin’ny Raiko sy ny Rainareo Aho ary ho any amin’Andriamanitro sy Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza mikasika Ahy, hoy i Jesoa taminy, fa mbola tsy niakatra tany amin’ny Ray Aho, fa mandehana mankany amin’ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin’ny Raiko sy Rainareo Aho, ary any amin’Andriamanitro sy Andriamanitrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Jesoa taminy: –Aoka ianao tsy hitazona Ahy, satria tsy mbola niakatra tany amin’ny Ray Aho. Fa mandehana mankany amin’ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin’ilay Raiko sady Rainareo Aho, ary ho any amin’ilay Andriamanitro sady Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin'ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin'ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin'ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin'Andriamanitro sy Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin’ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin’ny rahalahiko ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin’ny Raiko sy ny Rainareo Aho ary ho any amin’Andriamanitro sy Andriamanitrareo.
malagasy