John 20:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga i Maria Magdalena ka nilaza tamin’ny mpianatra hoe: Efa nahita ny Tompo aho sady izany teny izany no nolazainy tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa i Maria Madelenina ka nilaza tamin’ny mpianatra hoe: «Efa nahita ny Tompo aho, ary izany no nolazainy tamiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Maria Magdalena ka nanambara tamin’ny mpianatra hoe: –Efa nahita ny Tompo aho! Ary nambarany koa ireo hafatra nambaran’i Jesoa taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga Maria Magdalena ka nilaza tamin'ny mpianatra hoe: Efa nahita ny Tompo aho, sady izany teny izany no nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga i Maria Magdalena ka nilaza tamin’ny mpianatra hoe: Efa nahita ny Tompo aho sady izany teny izany no nolazainy tamiko.
malagasy
Dia tonga Maria Magdalena ka nilaza tamin'ny mpianatra hoe: Efa nahita ny Tompo aho, sady izany teny izany no nolazainy taminy.