John 20:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihazakazaka nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra tian’i Jesosy izy ka niteny tamin’ireo hoe: Nalain’olona tao am-pasana ny Tompo, koa tsy fantatray izay nametrahany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa izy nihazakazaka nankany amin’i Simôna Piera sy ilay mpianatra malalan’i Jesoa, ka nanao tamin’ireo hoe: «Nalain’olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany Azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa izy nihazakazaka nankany amin’i Simôna Petera sy ilay mpianatra tian’i Jesoa, ka nanao tamin’ireo hoe: –Nalain’olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany Azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nihazakazaka nankany amin'i Simona Petera sy ilay mpianatra tian'i Jesosy izy ka nanao taminy hoe: Nalain'olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihazakazaka nankany amin’i Simona Petera sy ilay mpianatra tian’i Jesosy izy ka niteny tamin’ireo hoe: Nalain’olona tao am-pasana ny Tompo, koa tsy fantatray izay nametrahany Azy.
malagasy
Dia nihazakazaka nankany amin'i Simona Petera sy ilay mpianatra tian'i Jesosy izy ka nanao taminy hoe: Nalain'olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany Azy.