John 20:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany Izy dia nanisy fofonaina ka hoy Izy taminy: Raiso ny Fanahy Masina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nilaza izany Izy, dia nitsoka ka nanao tamin’izy ireo hoe: «Raiso ny Fanahy Masina:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nilaza izany Izy, dia nitsoka taminy ary nanao hoe: –Raiso ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany Izy dia nanisy fofonaina ka hoy Izy taminy: Raiso ny Fanahy Masina;
malagasy
Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;