John 20:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Tomasy, iray tamin’ny roa amby folo lahy, ilay antsoina hoe Kambana, dia tsy mba teo amin’izy ireo raha tonga Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Tomà ilay atao hoe Didimo, anankiray tamin’ny roa ambin’ny folo lahy kosa, tsy mba tao amin’izy ireo tamin’ny nahatongavan’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Tômà, ilay atao hoe Ikambana, anankiray tamin’ny 12 lahy, dia tsy mba tafaraka tamin’ireo mpianatra fony tonga i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa Tomasy, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Tomasy, iray tamin’ny roa amby folo lahy, ilay antsoina hoe Kambana, dia tsy mba teo amin’izy ireo raha tonga Jesosy.
malagasy
Fa Tomasy, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy.