John 20:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita nefa mino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Nino ianao, ry Tomà, satria nahita Ahy; sambatra izay tsy nahita ka nino.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Noho ianao nahita Ahy, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita nefa mino.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.