John 20:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha i Petera sy ilay mpianatra iray ka nankany amin’ny fasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mba lasa koa i Piera sy ilay mpianatra anankiray nankany amin’ny fasana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga i Petera sy ilay mpianatra anankiray nankany amin’ny fasana.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Petera sy ilay mpianatra anankiray ka nankany amin'ny fasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha i Petera sy ilay mpianatra iray ka nankany amin’ny fasana.
malagasy
Dia nandeha Petera sy ilay mpianatra anankiray ka nankany amin'ny fasana.