John 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niara-nihazakazaka izy roa lahy; ary ilay mpianatra iray dia nihazakazaka nihoatra an’i Petera ka tonga taloha tao amin’ny fasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niara-nihazakazaka izy roalahy, saingy nandeha faingampaingana kokoa ilay mpianatra anankiray, ka tonga talohan’i Piera tao amin’ny fasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niara-nihazakazaka izy roa lahy, saingy nihazakazaka faingana kokoa noho i Petera ilay mpianatra anankiray, ka tonga taloha teo amin’ny fasana.
Malagasy Bible 1865
Ary niara-nihazakazaka izy roa lahy; ary ilay mpianatra anankiray nihazakazaka nihoatra an'i Petera ka tonga taloha tao amin'ny fasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niara-nihazakazaka izy roa lahy; ary ilay mpianatra iray dia nihazakazaka nihoatra an’i Petera ka tonga taloha tao amin’ny fasana.
malagasy
Ary niara-nihazakazaka izy roa lahy; ary ilay mpianatra anankiray nihazakazaka nihoatra an'i Petera ka tonga taloha tao amin'ny fasana.