John 20:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niondrika nitsirika izy dia nahita ny lambam-paty nipetraka teo, nefa tsy niditra tao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niondrika izy, ka nahita ny lamba nipetraka teo, nefa tsy niditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niondrika nitsirika izy, ka nahita ny lambam-paty nipetraka teo, nefa tsy niditra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niondrika nitsirika izy, dia nahita ny lambam-paty nipetraka teo, nefa tsy niditra tao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niondrika nitsirika izy dia nahita ny lambam-paty nipetraka teo, nefa tsy niditra tao izy.
malagasy
Ary nony niondrika nitsirika izy, dia nahita ny lambam-paty nipetraka teo, nefa tsy niditra tao izy.