John 20:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary avy koa i Simona Petera nanaraka azy dia niditra tao am-pasana ka nijery ny lambam-paty nipetraka teo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga kosa i Piera nanarakaraka azy, dia niditra teo am-pasana ka nahita ny lamba nipetraka teo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga koa i Simôna Petera nanaraka azy, dia niditra tao am-pasana, ka nijery ny lambam-paty nipetraka teo
Malagasy Bible 1865
Ary avy koa Simona Petera nanaraka azy, dia niditra tao am-pasana ka nijery ny lambam-paty nipetraka teo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary avy koa i Simona Petera nanaraka azy dia niditra tao am-pasana ka nijery ny lambam-paty nipetraka teo,
malagasy
Ary avy koa Simona Petera nanaraka azy, dia niditra tao am-pasana ka nijery ny lambam-paty nipetraka teo,