John 20:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy mba nipetraka teo amin’ny lambam-paty ny lamba izay nafehy ny lohany fa voavalona mitokana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ny lamba nasarona ny lohany, tsy niara-nipetraka tamin’ny lamba fa nivalona nitokana terỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy ny lambakely nasarona ny lohany, tsy niara-nipetraka tamin’ny lambam-paty fa voavalona mitokana terỳ.
Malagasy Bible 1865
ary ny mosara izay nafehy ny lohany tsy mba nipetraka teo amin'ny lambam-paty, fa voavalona mitokana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy mba nipetraka teo amin’ny lambam-paty ny lamba izay nafehy ny lohany fa voavalona mitokana.
malagasy
ary ny mosara izay nafehy ny lohany tsy mba nipetraka teo amin'ny lambam-paty, fa voavalona mitokana.