John 20:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia niditra koa ilay mpianatra iray izay tonga taloha teo amin’ny fasana ary nahita ka nino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niditra koa ilay mpianatra izay tonga taloha teo amin’ny fasana, ary nahita ka nino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niditra koa ilay mpianatra tonga taloha teo amin’ny fasana, ary nahita ka nino.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia niditra koa ny mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin'ny fasana, ary nahita ka nino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia niditra koa ilay mpianatra iray izay tonga taloha teo amin’ny fasana ary nahita ka nino.
malagasy
Ary tamin'izay dia niditra koa ny mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin'ny fasana, ary nahita ka nino.