John 20:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin’ny maty Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mbola fantatr’izy ireo ny Soratra Masina milaza fa tsy maintsy hitsangan-ko velona avy any amin’ny maty i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mbola fantatr’ireo mpianatra manko ny Soratra Masina manambara fa i Jesoa dia tsy maintsy hitsangana velona avy any amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin'ny maty Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin’ny maty Jesosy.
malagasy
Fa tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin'ny maty Jesosy.