John 21:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany, dia niseho tamin’ny mpianatra indray Jesosy teo amoron’ny ranomasin’i Tiberiasy. Toy izao no fomba nisehoany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, dia niseho tamin’ny mpianany teo amoron-dranomasin’i Tiberiady indray i Jesoa, ary toy izao no nisehoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany, dia niseho tamin’ny mpianany indray i Jesoa teo amoron’ny farihin’i Tiberiada, ary toy izao no nisehoany.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny mpianatra indray Jesosy teo amoron'ny Ranomasin'i Tiberiasy; ary toy izao no nisehoany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany, dia niseho tamin’ny mpianatra indray Jesosy teo amoron’ny ranomasin’i Tiberiasy. Toy izao no fomba nisehoany:
malagasy
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny mpianatra indray Jesosy teo amoron'ny Ranomasin'i Tiberiasy; ary toy izao no nisehoany: