John 21:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Mitondrà hazandrano amin’ireo vao azonareo teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Itondray ny hazandrano vao azonareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Itondray trondro amin’ireo vao azonareo teo.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Analao hazandrano amin'ireo vao azonareo teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Mitondrà hazandrano amin’ireo vao azonareo teo.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Analao hazandrano amin'ireo vao azonareo teo.