John 21:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Avia hisakafo. Fa tsy nisy mpianatra sahy nanontany Azy hoe: Iza moa Ianao? Satria fantany ihany fa ny Tompo io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa tamin’izy ireo: «Avia hisakafo.» Ny mpianatra izany tsy nisy na iray aza sahy nanontany Azy hoe: Iza moa Ianao? satria fantany ihany fa ny Tompo io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’izy fito lahy: –Avia hisakafo! Ny mpianatra izany tsy nisy na iray aza sahy nanontany Azy hoe: «Iza moa Ianao?», satria fantany ihany fa ny Tompo io.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Avia hisakafo. Fa tsy nisy mpianatra sahy nanontany Azy hoe: Iza moa Hianao? satria fantany ihany fa ny Tompo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Avia hisakafo. Fa tsy nisy mpianatra sahy nanontany Azy hoe: Iza moa Ianao? Satria fantany ihany fa ny Tompo io.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Avia hisakafo. Fa tsy nisy mpianatra sahy nanontany Azy hoe: Iza moa Hianao? satria fantany ihany fa ny Tompo Izy.