John 21:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga Jesosy dia nandray ny mofo ka natolony azy, avy eo dia ny hazandrano indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona i Jesoa, nandray ny mofo, sy nanome azy ireo; ary toy izany koa ny hazandrano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanatona i Jesoa dia nandray ny mofo ka natolony azy ireo; ary nataony toy izany koa ny trondro.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga Jesosy, dia nandray ny mofo, ka natolony azy, dia vao ny hazandrano indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga Jesosy dia nandray ny mofo ka natolony azy, avy eo dia ny hazandrano indray.
malagasy
Ary tonga Jesosy, dia nandray ny mofo, ka natolony azy, dia vao ny hazandrano indray.