John 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no fanintelony nisehoan’i Jesosy tamin’ny mpianatra, rehefa nitsangana tamin’ny maty Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay no fanintelony nisehoan’i Jesoa tamin’ny mpianany, rehefa nitsangan-ko velona Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no fisehoan’i Jesoa fanintelony tamin’ny mpianany, fony Izy tafatsangana velona avy any amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Izany no fanintelon'ny nisehoan'i Jesosy tamin'ny mpianatra, rehefa nitsangana tamin'ny maty Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no fanintelony nisehoan’i Jesosy tamin’ny mpianatra, rehefa nitsangana tamin’ny maty Izy.
malagasy
Izany no fanintelon'ny nisehoan'i Jesosy tamin'ny mpianatra, rehefa nitsangana tamin'ny maty Izy.