John 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray Izy taminy fanindroany: Ry Simona, zanak’i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia hoy izy Taminy: Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Andraso ary ny ondriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy indray Izy taminy fanindroany: «Ry Simôna zanak’i Joany, moa tianao va Aho?» Ka hoy ny navaliny Azy: «Eny, Tompoko, fantatrao fa tiako Ianao.» Dia hoy Izy taminy: «Fahano ny zanak’ondriko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray i Jesoa tamin’i Petera fanindroany: –Ry Simôna zanakalahin’i Jôhany, moa tia Ahy ve ianao? Ka novaliany hoe: –Eny, ry Tompo, fantatrao fa tiako Ianao. Dia hoy Izy taminy: –Aoka ianao ho mpiandry ireo ondriko.
Malagasy Bible 1865
Hoy indray Izy taminy fanindroany: Simona, zanak'i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Andraso ary ny ondriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray Izy taminy fanindroany: Ry Simona, zanak’i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia hoy izy Taminy: Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Andraso ary ny ondriko.
malagasy
Hoy indray Izy taminy fanindroany: Simona, zanak'i Jaona, moa tia Ahy va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Andraso ary ny ondriko.