John 21:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka i Simona Petera sy i Tomasy, izay atao hoe Kambana, teo koa i Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak’i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafaraka i Simôna Piera sy i Tomà izay atao hoe Didimo, ary i Natanaely izay avy tany Kanàn’i Galilea, mbamin’ireo zanak’i Zebede sy mpianatra roa lahy hafa koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafaraka i Simôna Petera, sy i Tômà ilay atao hoe Ikambana, ary i Natanaela ilay avy any Kanà any Galilea, mbamin’ireo zanakalahin’i Zebedeo sy mpianatra roa lahy hafa koa.
Malagasy Bible 1865
Niaraka Simona Petera sy Tomasy, izay atao hoe Didymo, sy Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak'i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka i Simona Petera sy i Tomasy, izay atao hoe Kambana, teo koa i Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak’i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa.
malagasy
Niaraka Simona Petera sy Tomasy, izay atao hoe Didymo, sy Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak'i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa.