John 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-piaviko, ahoanao izany? Fa ianao manaraha Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Raha tiako hitoetra izy mandra-piaviko, mampaninona anao izany? Fa manaraha Ahy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’i Petera: –Raha tiako haharitra mandra-piaviko izy, ahoanao izany? Fa ianao, avia hiaraka amiko!
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? fa manaraha Ahy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-piaviko, ahoanao izany? Fa ianao manaraha Ahy.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? fa manaraha Ahy ianao.