John 21:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niely tamin’ny rahalahy ny resaka fa tsy ho faty izany mpianatra izany; nefa Jesosy tsy nilaza taminy fa tsy ho faty izy, fa: Raha tiako haharitra izy mandra-piaviko, ahoanao izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niely tamin’ny rahalahy fa hoe tsy ho faty izany mpianatra izany; nefa i Jesoa tsy nilaza hoe tsy ho faty izy, fa hoe: Raha tiako hitoetra izy mandra-piaviko, mampaninona anao izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany teny izany, dia niely tamin’ireo havana mpino fa hoe tsy ho faty io mpianatra io; kanefa i Jesoa tsy niteny tamin’i Petera hoe: «Tsy ho faty izy», fa hoe «Raha tiako haharitra mandra-piaviko izy, ahoanao izany?»
Malagasy Bible 1865
Ary niely tamin'ny rahalahy izany teny izany, fa tsy ho faty izany mpianatra izany; nefa Jesosy tsy nilaza taminy fa tsy ho faty izy, fa: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niely tamin’ny rahalahy ny resaka fa tsy ho faty izany mpianatra izany; nefa Jesosy tsy nilaza taminy fa tsy ho faty izy, fa: Raha tiako haharitra izy mandra-piaviko, ahoanao izany?
malagasy
Ary niely tamin'ny rahalahy izany teny izany, fa tsy ho faty izany mpianatra izany; nefa Jesosy tsy nilaza taminy fa tsy ho faty izy, fa: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany?