John 21:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy zavatra maro hafa koa izay nataon’i Jesosy, koa raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza tsy omby ny boky voasoratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro koa ny zavatra hafa nataon’i Jesoa, ka raha izany rehetra izany no hosoratana tsirairay, dia ataoko fa na izao tontolo izao aza tsy ho omby ny boky hosoratana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy zavatra maro hafa koa izay nataon’i Jesoa; ka raha izany no voasoratra tsirairay, dia ataoko fa na izao tontolo izao aza dia tsy ho omby ny boky voasoratra.
Malagasy Bible 1865
Ary misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesosy, ka raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza dia tsy omby ny boky voasoratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy zavatra maro hafa koa izay nataon’i Jesosy, koa raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza tsy omby ny boky voasoratra.
malagasy
Ary misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesosy, ka raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza dia tsy omby ny boky voasoratra.