John 21:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa nazava ratsy ny andro dia nitsangana teo amoron-drano Jesosy, kanefa tsy fantatry ny mpianatra ho Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina ny andro, dia tonga teo amoron-drano i Jesoa; kanefa tsy fantatry ny mpianatra hoe i Jesoa Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony efa nazava ratsy ny andro, dia nijoro teo amorom-parihy i Jesoa, kanefa tsy fantatry ny mpianatra hoe i Jesoa Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa nazava ratsy ny andro, dia nitsangana teo amoron-dranomasina Jesosy, kanefa tsy fantatry ny mpianatra ho Jesosy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa nazava ratsy ny andro dia nitsangana teo amoron-drano Jesosy, kanefa tsy fantatry ny mpianatra ho Jesosy.
malagasy
Ary nony efa nazava ratsy ny andro, dia nitsangana teo amoron-dranomasina Jesosy, kanefa tsy fantatry ny mpianatra ho Jesosy izany.