John 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy tamin’izy ireo: Anaka, manan-kanina va ianareo? Dia namaly Azy izy ireo hoe: Tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jesoa tamin’izy ireo: «Manan-kanina va ianareo, anaka?» Dia hoy ny navaliny Azy: «Tsia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Manan-javatra hohanina ve ianareo, rey anaka? Ka novalian’ireo hoe: –Tsia!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Anaka, manan-kanina va ianareo? Dia namaly Azy hoe izy: Tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy tamin’izy ireo: Anaka, manan-kanina va ianareo? Dia namaly Azy izy ireo hoe: Tsia.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Anaka, manan-kanina va ianareo? Dia namaly Azy hoe izy: Tsia.