John 21:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin’ny sisiny havanan’ny sambokely ny haratonareo dia hahazo ianareo. Dia nalatsany ny harato ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan’ny hazandrano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alatsaho ao ankavanan’ny sambo kely àry ny haratonareo, hoy Izy tamin’izy ireo, fa hahazo ianareo.» Dia nalatsany ny harato ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan’ny hazandrano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Izy taminy: –Alatsaho ao ankavanan’ny sambokely ny haratonareo, fa hahazo ianareo. Dia nalatsak’izy fito lahy ny harato, ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan’ny trondro.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin'ny sisiny ankavanan'ny sambokely ny haratonareo, dia hahazo ianareo. Koa dia nalatsany izany, ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan'ny hazandrano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin’ny sisiny havanan’ny sambokely ny haratonareo dia hahazo ianareo. Dia nalatsany ny harato ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan’ny hazandrano.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin'ny sisiny ankavanan'ny sambokely ny haratonareo, dia hahazo ianareo. Koa dia nalatsany izany, ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan'ny hazandrano.