John 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireo mpianatra sasany dia nandeha tamin’ny sambokely ihany ka nisarika ny harato feno hazandrano; satria tsy lavitra ny tany izy fa tokony ho roanjato hakiho ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpianatra sasany kosa nandeha an-tsambo kely (fa tsy lavitra ny tany izy, fa tokony ho roan-jato hakiho monja), nitarika ny harato feno hazandrano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpianatra sasany kosa nandeha an-tsambokely ihany nisarika ny harato feno trondro; tsy lavitra ny tany manko izy ireo, fa tokony ho zato metatra eo ho eo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpianatra sasany nandeha an-tsambokely ihany nisarika ny harato feno hazandrano; fa tsy lavitra ny tany izy, fa tokony ho roan-jato hakiho ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireo mpianatra sasany dia nandeha tamin’ny sambokely ihany ka nisarika ny harato feno hazandrano; satria tsy lavitra ny tany izy fa tokony ho roanjato hakiho* ihany.
malagasy
Fa ny mpianatra sasany nandeha an-tsambokely ihany nisarika ny harato feno hazandrano; fa tsy lavitra ny tany izy, fa tokony ho roan-jato hakiho ihany.