John 21:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niakatra teo an-tanety izy ireo dia nahita afon’arina teo sy hazandrano teo amboniny ary mofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafakatra teo an-tanety izy ireo, dia nahita vainafo sy hazandrano iray teo amboniny ary mofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafakatra teo an-tanety izy fito lahy, dia nahita afon’arina teo sy trondro teo amboniny ary mofo.
Malagasy Bible 1865
Raha vao nikatra teo an-tanety izy, dia nahita afon'arina teo sy hazandrano teo amboniny ary mofo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niakatra teo an-tanety izy ireo dia nahita afon’arina teo sy hazandrano teo amboniny ary mofo.
malagasy
Raha vao nikatra teo an-tanety izy, dia nahita afon'arina teo sy hazandrano teo amboniny ary mofo.