John 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jesosy namaly azy: Ianao va no mpampianatra ny Israely ka tsy mahalala izany zavatra izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: Mpampianatra amin’i Israely ianao ka tsy mahalala izany va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka izao no navalin’i Jesoa azy: –Mpampianatra eto amin’i Israely ianao, ka tsy mahalala izany ve?
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Hianao va no mpampianatra ny Isiraely ka tsy mahalala izany zavatra izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jesosy namaly azy: Ianao va no mpampianatra ny Israely ka tsy mahalala izany zavatra izany?
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Hianao va no mpampianatra ny Isiraely ka tsy mahalala izany zavatra izany?