John 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Izay fantatray no lazainay ary izay hitanay no ambaranay; nefa ny fanambarànay tsy raisinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina dia marina aminao fa izay fantatray no lazainay, ary izay hitanay no ambaranay, nefa tsy raisinareo ny filazànay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina dia marina aminao fa izay fantatray no lazainay ary izay hitanay no ijoroanay ho vavolombelona, nefa tsy raisinareo izany fijoroanay ho vavolombelona izany.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Izay fantatray no lazainay, ary izay hitanay no ambaranay; nefa ny fanambaranay tsy raisinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Izay fantatray no lazainay ary izay hitanay no ambaranay; nefa ny fanambarànay tsy raisinareo.
malagasy
Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Izay fantatray no lazainay, ary izay hitanay no ambaranay; nefa ny fanambaranay tsy raisinareo.