John 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy niakatra ho any an-danitra, afa-tsy ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny Zanak’Olona izay any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy nisy niakatra tany an-danitra afa-tsy Izay nidina avy tany an-danitra ihany, dia ny Zanak’olona Izay any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy nisy niakatra any an-danitra afa-tsy Ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy niakatra ho any an-danitra, afa-tsy Ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny Zanak'olona, Izay any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy niakatra ho any an-danitra, afa-tsy ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny Zanak’Olona* izay any an-danitra.
malagasy
Ary tsy nisy niakatra ho any an-danitra, afa-tsy Ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny Zanak'olona, Izay any an-danitra.