John 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tahaka ny nanandratan’i Mosesy ny menarana tany an-tany efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak’Olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny nanandratan’i Môizy ny bibilava tany an’efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak’olona koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tahaka ny nanandratan’i Mosesy ny bibilava varahina tany an-taniefitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak’olona
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka ny nanandratan'i Mosesy ny menarana tany an-efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak'olona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tahaka ny nanandratan’i Mosesy ny menarana tany an-tany efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak’Olona
malagasy
Ary tahaka ny nanandratan'i Mosesy ny menarana tany an-efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak'olona,