John 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba ho velona aina mandrakizay izay rehetra mino Azy.
Malagasy Bible 1865
mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy.
malagasy
mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy.