John 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy naniraka ny Zanaka ho amin’izao tontolo izao Andriamanitra mba hitsara izao tontolo izao fa mba hamonjy izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka tamin’izao tontolo izao, mba hitsara izao tontolo izao, fa mba hamonjy izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra manko tsy naniraka ny Zanany ho eto amin’izao tontolo izao, mba hanameloka an’izao tontolo izao, fa mba hamonjy an’izao tontolo izao amin’ny alalany.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy naniraka ny Zanaka ho amin’izao tontolo izao Andriamanitra mba hitsara izao tontolo izao fa mba hamonjy izao tontolo izao.
malagasy
Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.