John 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mino Azy dia tsy hotsaraina; fa izay tsy mino kosa dia efa voatsara rahateo satria tsy nino ny anaran’ny Zanakalahitokan’Andriamanitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mino Azy dia tsy tsaraina: fa izay tsy mino kosa dia efa voatsara rahateo, satria tsy mino ny Anaran’ny Zanak’Andriamanitra tokana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mino ny Zanaka dia tsy helohina; fa izay tsy mino koa dia efa voaheloka rahateo, noho izy tsy nino ny Zanaka lahitokan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay mino Azy dia tsy helohina; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mino Azy dia tsy hotsaraina; fa izay tsy mino kosa dia efa voatsara rahateo satria tsy nino ny anaran’ny Zanakalahitokan’Andriamanitra izy.
malagasy
Izay mino Azy dia tsy helohina; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy.