John 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no fitsarana: Tonga eto amin’izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon’ny olona ny maizina toy izay ny mazava satria ratsy ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no fitsarana: tonga amin’izao tontolo izao ny fahazavana, nefa naleon’ny olona ny haizina toy izay ny fahazavana, satria ratsy ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no anton’ny fanamelohana: efa tonga tamin’izao tontolo izao ny fahazavana, nefa naleon’ny olona ny haizina toy izay ny fahazavana, satria ratsy ny asany.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fanamelohana, fa tonga amin'izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon'ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no fitsarana: Tonga eto amin’izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon’ny olona ny maizina toy izay ny mazava satria ratsy ny asany.
malagasy
Ary izao no fanamelohana, fa tonga amin'izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon'ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany.