John 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankao amin’i Jesosy izy nony alina ka niteny Taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpampianatra avy amin’Andriamanitra Ianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao raha tsy Andriamanitra no momba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankao amin’i Jesoa izy nony alina ka nanao taminy hoe: «Raby, fantatray fa Mpampianatra avy amin’Andriamanitra Ianao, fa tsy misy olona hahefa izao fahagagana ataonao izao raha tsy Andriamanitra no momba azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatona an’i Jesoa izy indray alina ary niteny taminy hoe: –Mpampianatra ô, fantatray fa Mpampianatra nirahin’Andriamanitra Ianao; satria tsy misy olona mahavita ireo famantarana ataonao ireo, raha tsy ombàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izy nankao amin'i Jesosy nony alina ka nanao taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpampianatra avy amin'Andriamanitra Hianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao, raha tsy Andriamanitra no momba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankao amin’i Jesosy izy nony alina ka niteny Taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpampianatra avy amin’Andriamanitra Ianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao raha tsy Andriamanitra no momba azy.
malagasy