John 3:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava, mba haseho ny asany, satria atao ao amin’Andriamanitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay manao ny marina no manatona ny fahazavana, mba hiharihary ny asany, fa atao amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay manao ny marina kosa dia manatona ny fahazavana, mba hiseho fa notontosaina araka an’Andriamanitra ny asany.
Malagasy Bible 1865
Fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava, mba haseho ny asany, fa atao amin'Andriamanitra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava, mba haseho ny asany, satria atao ao amin’Andriamanitra izany.
malagasy
Fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava, mba haseho ny asany, fa atao amin'Andriamanitra izany.