John 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia tonga tany amin’ny tany Jodia Jesosy sy ny mpianany; ary niara-nitoetra taminy tao Izy sady nanao batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, dia nankany amin’ny tany Jodea i Jesoa sy ny mpianany, ary niara-nitoetra tamin’izy ireo tany, sady nanao batemy ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nankany amin’ny faritany Jodea i Jesoa mbamin’ny mpianany; ary niara-nitoetra tamin’izy ireo tany Izy sady nanao batisa ny olona.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin'ny tany Jodia Jesosy sy ny mpianany; ary niara-nitoetra taminy tao Izy sady nanao batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia tonga tany amin’ny tany Jodia* Jesosy sy ny mpianany; ary niara-nitoetra taminy tao Izy sady nanao batisa.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin'ny tany Jodia Jesosy sy ny mpianany; ary niara-nitoetra taminy tao Izy sady nanao batisa.