John 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jaona koa dia nanao batisa tao Ainona, akaikin’i Saleima, satria be rano tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Joany koa nanao batemy tany Enòna akaikin’i Salima, fa be rano tao, ka nanatona ny olona sy nataony batemy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôhany koa nanao batisa ny olona tao Enôna akaikin’i Salîma, fa be rano tao; nanatona an’i Jôhany ny olona ka nataony batisa
Malagasy Bible 1865
Ary Jaona koa nanao batisa tao Ainona, akaikin'i Saleima, satria nisy loharano maro tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jaona koa dia nanao batisa tao Ainona, akaikin’i Saleima, satria be rano tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa
malagasy
Ary Jaona koa nanao batisa tao Ainona, akaikin'i Saleima, satria nisy loharano maro tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa.